Gazetin’ny nosy

Mafy dia mafy ny fanehoan-kevitra ataon’ny komity iraisam-pirenena ankehitriny amin’ny seminera isan-karazany mahakasika ny ady amin’ny tsy maty manota. Raha […]

« Lokanga tsy atao ka mahabe voatavo ». Ohabolana saro-takarina io, nefa dia azo tarafina amin’ny vontoatin’izany fomba fiteny malagasy […]

Hatramin’izao antsasaka ny desambra 2017 izao dia mbola tsy mazava ny daty mazava izay hanaovana ny fifidianana amin’ny taona 2018. […]

Somary nangingina ny resaka ady amin’ny aretina pesta taorian’ny fanambaran’ny governemanta fa « tratra ny tanjona tamin’ny fifehezana io aretina […]

Tsy sanatria famohazana fota-mandry na itetehana inona raha mampahatsiahy ny tantara izay fa mba ho rakitra ny ela sy ho […]

Notanterahina  ny zoma 08 desambra lasa teo manoloana ny Tsangambato ny lanonana ara-miaramila izay famindram-pibaikoana teo amin’ny Colonel Rasambomanana Yvon […]

Mbola mitohy ny fitadiavana ny marina momba ny asa fisolokiana sy fisandohana avo lenta nataon-dRamangasoavina Gérald tamin’ireo olona amin’arivony izay […]

Tsy vitsy ireo faritra ahenoana fitarainan’ny filohampokontany sy ny mpiara-misa aminy ao fa an-taonany no tsy naharaisan’izy ireo ny karama […]

Namoaka fanambarana ny minisitra ny Atitany sady praiminisitra filohan’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier tamin’ny fihaonana nifanaovan’ny governemanta tamin’ny solombavambahoaka tao […]

Tena tsy hitan’ny fanjakana intsony izay hataony amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena. Tsy vitan’izy ireo ny nampijanona ny vidim-bary teo amin’ny […]